|
|
|
|

Entry1  manao teli-moka
Elementary words  2  manao, teli-moka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mitelina avy hatrany tsy mitsako akory
Examples  5  [1.406] Ary dia nanaikitra an' Ibonia indray izy ka tsy nahakaikitra azy, fa hery nanao telimoka an' Ibonia no natao;
6  [2.895] Nosinimban' ireo nifiny banga izy io ka tsy mahatsako intsony fa manao telimoka ka izany no naharesy an'ady anareo.

Updated on 2024/12/07